|
|
|
|

Entrée1  mitovy saranga
Partie du discours  2  locution
Mots élémentaires  3  mitovy, saranga
Explications en malgache  4  [1.1] mitovy laharam-boninahitra; mitovy halava, tsanganana, mitovy hamendrehana (nampiasaina taty aoriana mba hilazana fitovian-jo aman-kasina ka tsy misy ambony sy ambany)
Explications en anglais  5  [1.7] of equal rank
Explications en français  6  [1.8] de rang égal

Mis à jour le 2025/07/29